| Entry | 1 mivadika atidoha |
| Part of speech | 2 locution |
| Elementary words | 3 mivadika, atidoha |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] lasa adala |
| Examples |
5 [2.4] Iza irery no hivadika atidoha isan' andro eto! 6 [1.369] Ny momba ny ethìka kristiana, tsy mivadika atidoha amin' izany izao tontolo izao; |
| Updated on 2024/12/07 |
|